• +33 7 68 89 28 16
  • contact@agirpourdiego.org

Spot-Pub FAMÖHAMANDRY (26 juin 2019)

26 juin fetim-pirenena malagasy sady feten’ny kolotsaina malagasy. Ary tsy adigna Fa « Kolotsaina voakobaby, fahaleovanegna voaharo « , kay nohin’izegny :

#AGIRpourDIEGO en collaboration avec #antsevasera vous donne RDV à Diego le 10, 11 et 12 juillet 2019 pour la semaine culturelle #FAMOHAMANDRY

👉 Maro be concours ao aminio, ary misy sokajy maro : école, collège, lycée, université, artiste, professionnels, …

👉 Natao hoan’olo jiaby izity kay Tongava maro mandray anjara na magnetagna ireo mpandray anjara. Maro Be loka mety hoazonao.

👉👉 Marary fety sambatra hoan’ny malagasy jiaby ary mirary ny soa sy ny meva 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 !!